« Manalà ao aminareo fanatitra ho an’i Jehovah: izay rehetra amporisihin’ny fony dia aoka hitondra fanatitra ho an’i Jehovah: dia volamena sy volafotsy sy varahina. » Eksodosy 35:5